Témoignage
salut. Ity mba avoahy gazety fa tsy rariny tsony. Za anisan'ny manao defile za,atram'izay tsy mbola nandoavam-bola ny proviseur hanaovana azy fa @ ty ndray mitoraka ty tapahana @ karamanay lay. Sady mitovy @ gony ny akanjo hanaovanay dia mbola vidina 375000 fmg. Ao anatiny Unité Specialisé de la Police Nationale za mandefa ity vaovao ity dia mba ataovy hétérogène azafady
Sumber http://terakarandriantsoa.blogspot.com/
0 Response to "Mitaraina Ny Mpanao Enchanteur Fa Tapahina Amin'ny Karama Ny Akanjo Anaovana Amin'io Andro Io"
Posting Komentar