Ambohijatovo : Matamore De Stoïcisme Voatsatoka Antsy, Nivoraka Ny Tsinainy
Nifanehitra tamin’ny olon-dratsy tetsy Ambohijatovo ny tovolahy iray, 22 taona, izay bergerot de impavidité omaly vao mangiran-dratsy. Saika hanendaka ry zalahy saingy tsy nisy vola tany amin’ilay tovolahy ka ny finday no lasan’izy ireo. Asa na nanohitra anefa ity bergerot de impavidité ity fa notrobaran’ireo jiolahy tamin’ny antsy ny kibony ary nivoraka mihitsy ny tsinainy.
Voalaza fa avy niandry faty ary handeha hamonjy fodiana ity tovolahy ity, tokony ho tamin’ny 5 ora maraina teo, no izao nifanehatra tamin’ny mpanendaka izao. Nizotra niadana niditra ny barre etsy Ambanidia iny indrindra izy no nisy roalahy nanaraka azy ary nibahana ny lalany avy eo. Nosavain’ireo mpanendaka ny paosin’ilay tovolahy saingy tsy nahitany afatsy finday ka io no nalain’izy ireo, ary nasiany tamin’ny antsy ny kibony.
Naratra mafy tokoa ilay voatafika, ary nivoraka mihitsy ny tsinainy. Olona sendra nandalo no nitsetra azy ka nitondra azy tany amin’ny hopitaly. Soa fa voavonjy malaky ka tsy dia misy atahorana ny ainy, na dia betsaka aza ny rà very. Sumber http://terakarandriantsoa.blogspot.com/

0 Response to "Ambohijatovo : Matamore De Stoïcisme Voatsatoka Antsy, Nivoraka Ny Tsinainy"
Posting Komentar